Ny Fikambanana M.Z.T.M. dia vondrona tantsaha manangana ny ho avy mamiratra amin'ny alalan'ny fambolena, fiompiana, fifamonjena ara-bola, fanofanana miaraka ary Sosialy. L'Association M.Z.T.M. rassemble des paysans qui bâtissent leur avenir grâce à l'agriculture, l'élevage, la microfinance, la formation mutuelle et Sociale.
Ny M.Z.T.M. dia fikambanana tantsaha naorina tamin'ny taona 2016, izay ahitana vondron'olona maro lahy sy vavy, mba hiara-miady amin'ny fahasahiranana ary hiara-manangana ny fampandrosoana maharitra . Miara-miasa izahay, ary mifanampy amin'ny fomba fisaina voalamina sy mirindra. M.Z.T.M. est une association paysanne fondée en 2016, rassemblant des hommes et des femmes pour lutter ensemble contre la pauvreté et bâtir un développement durable. Nous travaillons dans un esprit d'entraide et d'organisation collective.
Miara-miombon'antoka amin'ny fiatrehana ny lafiny rehetra amin'ny fiainana.
Nous nous soutenons mutuellement dans tous les aspects de la vie quotidienne.
Miaro ny tontolo iainana sy manangana ho avy tsara ho an'ny taranaka.
Protéger l'environnement et construire un avenir meilleur pour les générations futures.
Mianatra sy mampianatra mba hampitombo ny fahaiza-manao.
Apprendre et enseigner pour renforcer les compétences de chacun.
Manana sehatra dimy lehibe izahay, izay mifameno mba ho fanohanana ny mpikambana sy ny mpiara-monina. Nous avons cinq grands secteurs qui se complètent pour soutenir nos membres et nos communautés.
Fampiofanana ny tantsaha amin'ny fomba fambolena manara-penitra, fampiasana zezika voajanahary, ary fitahirizam-bokatra azo antoka mba hialana fandanindaniam-poana ary hanampy azy amin'ny fitantanana.
Formation des paysans aux méthodes agricoles modernes, utilisation d'engrais naturels et Stockage des récoltes pour éviter le gaspiage et a aidé les gestions.
Fanatsaram-pambolena Maharitra Modernisation des cultures Durable
Fiompiana biby fiompy amin'ny fomba ara-pahasalamana: kisoa, akoho, omby. Fisorohana ny aretina sy fitsaboana ireo biby mba hanatsarana ny kalitaon'ny vokatra azo.
Élevage sain de porcs, de volailles et de bovins. Prévention des maladies animales, traitement au cas des animales malades en vue de valorisation la qualité des produits d'élevage.
Biby Hompiana Élevage Familial
Rafitra fitahirizana vola sy famatsiam-bola kely ho an'ny mpikambana mba ahafahana manatanteraka ny tetikasam-papandrosoana.
Système d'épargne collective et de micro-crédit pour permettre à chaque membre pour pouvoir financer ses projets de développement.
Fitahirizana sy Famatsiam-bola Crédit & Épargne
Fiofanana mitohy ho an'ny mpikambana: fomba fambolena, fikarakarana ara-pahasalamana ireo biby, fitantanana ara-bola ary ny fahaizami-tantana.
Formation continue pour les membres : techniques agricoles, santé animales, gestion financière et leadership.
Fanabeazana Mitohy Formation Continue
Fifamonjena amin'ny fahafatesa sy ny fikarakarana ara-tsakafo sy arabola amin'nizany. Misy Latsak'emboka izay tsy maintsy ataon'ny mpikambana tsirairay.
Assistance en cas de décès, avec prise en charge alimentaire et financière correspondante. Cotisation obligatoire versée par chaque membre.
FITSINJO, Mitsino ny hiafarananao Prévoyance en vue de la fin de vieJereo ny sary mampiseho ny asan'ny M.Z.T.M. amin'ny faritra rehetra. Découvrez en images les actions menées par l'association M.Z.T.M. sur le terrain.
Raha te-hahalala bebe kokoa na te-hiditra ao amin'ny M.Z.T.M. dia aza misalasala ny mifandray aminay. Si vous souhaitez en savoir plus ou rejoindre l'association M.Z.T.M., n'hésitez pas à nous contacter.